plt_tn/jer/05/23.md

28 lines
676 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# manana fo mafy
DH: "dia mafy loha sy mpikomy."
# Mivily any amin'ny fikomiana izany ary dia nandao
"nitodika izy ireo ary niala alavitra." DH: "Tsy nankato na nihaino izy ireo."
# izy ireo dia tsy niteny tao am-pon'izy ireo
DH: "tsy nisaina ny tenan'izy ireo izy ireo."
# mihazona ireo herinandro voatondron'ny vokatra ho antsika
"ary hanome toky ho antsika fa ny herinandron'ny vokatra dia hitranga araka ny tokony ho izy"
# ny helokareo
Ny teny "... areo" dia manondro ireo taranak'i Jakoba sy ny vahoakan'i Joda. "ireo otanareo"
# ireo zavatra ireo
Ireo orana sy vokatra