plt_tn/jer/05/07.md

1.5 KiB

Nahoana aho no tokony hamela ireny olona ireny

Nampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hanamafisana fa tsy misy antony tokony hamelany ireo olona ireo. DH: "Nohon'ireo zavatra izay efa nataon'izy ireo, dia tsy afaka ny hamela heloka azy ireo Aho."

ireny olona ireny

ny vahoakan'i Jerosalema

ireo zanakao

Yaveh dia miresaka amin'i Jerosalema toy ny hoe vehivavy zay efa manan-janaka. DH: "ny vahoakan'i Jerosalema."

Namahana feno azy ireo Aho

"nanome ny zava-drehetra nilain'izy ireo Aho."

ary nandeha maro an'isa tany amin'ireo tranon'ny mpivarotena

"ary vondrona maro no nankanyamin'ny tranon'ny mpivarotena"

ao anaty fahatairana

"izay vonona ny ampanarahana"

te hiray

rehefa manaraka ny biby mba ahazoana taranaka

Ny lahy tsirairay dia samy nihika tamin'ny vadin'ny mpiara-monina azy avy

Ireo soavaly lahy dia mihika mafy amin'ireo soavaly vavy rehefa te hiray amin'izy ireo. DH: "Ny lahy tsirairay dia miezaka ny miray amin'ny vadin'ny mpifanolo-bodirindrina amin'izy ireo."

oa tsy tokony hanasazy azy ireo ve Aho ... ary tsy tokony hanao valifaty amin'ny firenena tahaka izany ve Aho?

Nampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hanamafisana fa tena ratsy ny zavatra nataon'izy ireo ka tsy hamindra fo sy hanajanona ny tenany amin'ny fanasaziana azy ireo Izy. DH: "Satria izy ireo nanao ireo zavatra ireo, dia ho saziako izy ireo ... hamaly faty azy ireo ho Ahy tokoa Aho."

izany no fanambaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.