40 lines
1.5 KiB
Markdown
40 lines
1.5 KiB
Markdown
|
# Nahoana aho no tokony hamela ireny olona ireny
|
||
|
|
||
|
Nampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hanamafisana fa tsy misy antony tokony hamelany ireo olona ireo. DH: "Nohon'ireo zavatra izay efa nataon'izy ireo, dia tsy afaka ny hamela heloka azy ireo Aho."
|
||
|
|
||
|
# ireny olona ireny
|
||
|
|
||
|
ny vahoakan'i Jerosalema
|
||
|
|
||
|
# ireo zanakao
|
||
|
|
||
|
Yaveh dia miresaka amin'i Jerosalema toy ny hoe vehivavy zay efa manan-janaka. DH: "ny vahoakan'i Jerosalema."
|
||
|
|
||
|
# Namahana feno azy ireo Aho
|
||
|
|
||
|
"nanome ny zava-drehetra nilain'izy ireo Aho."
|
||
|
|
||
|
# ary nandeha maro an'isa tany amin'ireo tranon'ny mpivarotena
|
||
|
|
||
|
"ary vondrona maro no nankanyamin'ny tranon'ny mpivarotena"
|
||
|
|
||
|
# ao anaty fahatairana
|
||
|
|
||
|
"izay vonona ny ampanarahana"
|
||
|
|
||
|
# te hiray
|
||
|
|
||
|
rehefa manaraka ny biby mba ahazoana taranaka
|
||
|
|
||
|
# Ny lahy tsirairay dia samy nihika tamin'ny vadin'ny mpiara-monina azy avy
|
||
|
|
||
|
Ireo soavaly lahy dia mihika mafy amin'ireo soavaly vavy rehefa te hiray amin'izy ireo. DH: "Ny lahy tsirairay dia miezaka ny miray amin'ny vadin'ny mpifanolo-bodirindrina amin'izy ireo."
|
||
|
|
||
|
# oa tsy tokony hanasazy azy ireo ve Aho ... ary tsy tokony hanao valifaty amin'ny firenena tahaka izany ve Aho?
|
||
|
|
||
|
Nampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hanamafisana fa tena ratsy ny zavatra nataon'izy ireo ka tsy hamindra fo sy hanajanona ny tenany amin'ny fanasaziana azy ireo Izy. DH: "Satria izy ireo nanao ireo zavatra ireo, dia ho saziako izy ireo ... hamaly faty azy ireo ho Ahy tokoa Aho."
|
||
|
|
||
|
# izany no fanambaran'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
|