plt_tn/jer/04/27.md

553 B

hisaona ny tany, ary ny lanitra any ambony dia hihamaizina

Manamafy ny fitsaran'i Yaveh i Jeremia tamin'ny filazana fa ny tany haneho fisaonana lehibe.

mpitaingin-tsoavaly

Andiana miaramila mitaingina soavaly

Handositra ... Ny tanàna rehetra dia hianika

Io dia manamafy fa ny olona rehetra dia hitsoaka avokoa.

ho foana ireo tanàna, satria tsy hisy olona honina ao amin'ireny

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ilay faharoa dia manamafy ny hevitr'ilay voalohany. DH: "tsy hisy olona ho tavela ao amin'ireo tanàna ireo."