# hisaona ny tany, ary ny lanitra any ambony dia hihamaizina Manamafy ny fitsaran'i Yaveh i Jeremia tamin'ny filazana fa ny tany haneho fisaonana lehibe. # mpitaingin-tsoavaly Andiana miaramila mitaingina soavaly # Handositra ... Ny tanàna rehetra dia hianika Io dia manamafy fa ny olona rehetra dia hitsoaka avokoa. # ho foana ireo tanàna, satria tsy hisy olona honina ao amin'ireny Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ilay faharoa dia manamafy ny hevitr'ilay voalohany. DH: "tsy hisy olona ho tavela ao amin'ireo tanàna ireo."