plt_tn/jer/04/21.md

290 B

1Ho mandra-pahoviana no ahitako ny zavatra mitovy amin'izany? No hahenoko ny feon'anjomara?

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ilay faharoa dia manamafy ny hevitr'ilay voalohany. DH: "maniry ny hifaranan'ity ady ity haingana aho."

Vahoaka adaladal

"vahoaka tsy misaina"