# 1Ho mandra-pahoviana no ahitako ny zavatra mitovy amin'izany? No hahenoko ny feon'anjomara? Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ilay faharoa dia manamafy ny hevitr'ilay voalohany. DH: "maniry ny hifaranan'ity ady ity haingana aho." # Vahoaka adaladal "vahoaka tsy misaina"