plt_tn/jer/04/16.md

12 lines
306 B
Markdown

# Ho tahaka ireo mpiambina manodidina ny saha fambolena izy ireo hanohitra azy
DH: "izy ireo dia hanao fahirano ny manodidina ny tanàna rehetra"
# izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
# Handona ny fonareo mihitsy izany
DH: "hamotika ny zava-drehetra tianareo"