plt_tn/jer/04/16.md

306 B

Ho tahaka ireo mpiambina manodidina ny saha fambolena izy ireo hanohitra azy

DH: "izy ireo dia hanao fahirano ny manodidina ny tanàna rehetra"

izany no fanambaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.

Handona ny fonareo mihitsy izany

DH: "hamotika ny zava-drehetra tianareo"