plt_tn/jer/04/13.md

906 B

Indro, mamely tahaka ny rahona izy, ary tahaka ny tafiotra

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ilay faharoa dia manamafy ny hevitr'ilay voalohany. DH: "Ny tafikin'ny fahavalo dia mandravarava toy ny tafiotra mahery"

Loza ho antsika, fa ho rava isika!

Izao no nolazain'ny olona rehefa ny tafika fahavalo nanatona izy ireo. DH: "Hoy ny olona hoe: 'tena ho potika tokoa isika."

Diovy hiala amin'ny faharatsiana ny fonao ry Jerosalema

Nampitandrina ny olona niaina tao Jerosalema Andriamanitra mba hibebaka. DH: "hoy Yaveh tamin'ireo olona nipetraka tao Jerosalema hoe: 'mila manova fitondran- tena ianareo."

feo nitondra vaovao

"mpitondra hafatra nanambara"

ny loza ho avy dia re

"nandre ny loza ho avy ny vahoaka"

avy any Dana ... tendrombohitr'i Efraima

Ireo olona dia nahafantatra fa ireo toerana ireo dia nampiseho fa efa manakaiky azy ireo izany fampitandremana izany.