plt_tn/jer/04/13.md

24 lines
906 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Indro, mamely tahaka ny rahona izy, ary tahaka ny tafiotra
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ilay faharoa dia manamafy ny hevitr'ilay voalohany. DH: "Ny tafikin'ny fahavalo dia mandravarava toy ny tafiotra mahery"
# Loza ho antsika, fa ho rava isika!
Izao no nolazain'ny olona rehefa ny tafika fahavalo nanatona izy ireo. DH: "Hoy ny olona hoe: 'tena ho potika tokoa isika."
# Diovy hiala amin'ny faharatsiana ny fonao ry Jerosalema
Nampitandrina ny olona niaina tao Jerosalema Andriamanitra mba hibebaka. DH: "hoy Yaveh tamin'ireo olona nipetraka tao Jerosalema hoe: 'mila manova fitondran- tena ianareo."
# feo nitondra vaovao
"mpitondra hafatra nanambara"
# ny loza ho avy dia re
"nandre ny loza ho avy ny vahoaka"
# avy any Dana ... tendrombohitr'i Efraima
Ireo olona dia nahafantatra fa ireo toerana ireo dia nampiseho fa efa manakaiky azy ireo izany fampitandremana izany.