plt_tn/jer/04/01.md

905 B

Raha miverina ianao, ry Israely

"Raha miverina Amiko ianao, ry vahoakan'Israely" na "raha manova ny fitondran-tenanao ianao, ry vahoakan'Israely"

Amiko no tokony hiverenanao

Ny mety ho heviny; ity dia famerenana ny fehezanteny voalohany: "raha miverina amiko ianao," DH: "ary miverena Amiko" na "ary miverena manompo Ahy indray."

izao no fanambaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.

Raha hesorinao tsy ho eo anoloako ireo zavatra maharikorikonao

Io fehezanteny io dia manondro ireo sampy toy ny zavatra izay mendrika hatezerana lehibe. DH: "Esory eo anatrehako ireo sampy marikorikonao"

tsy hiala eo amiko indray ianao

Ny "miala" dia sarinteny hilazana ny tsy fivadihana. DH: "mitoera hatoky Ahy"

Ny taninao ihany no hasao, ary aza mamafy eny amin'ny tsilo

Niteny ireo olona Yaveh mba hanomana ny fiainan'izy ireo toy ny mpamboly manomana ny tany hamboleny.