16 lines
433 B
Markdown
16 lines
433 B
Markdown
# Mihovitrovitra ny lanitra noho izany! Aoka ho tohina sy hihorohoro
|
|
|
|
Ilay miteny dia nitodika ary niresaka tamin'ny lanitra toy ny hoe olona.
|
|
|
|
# nahafoy ny loharano
|
|
|
|
DH: "nahafoy ahy, ny loharanon'izy ireo"
|
|
|
|
# nihady famorian-drano ho an'ny tenan'izy ireo
|
|
|
|
Ireo sampy dia nampitahaina tamin'ny famorian-drano efa simba. DH: "nivavaka tamin'ireo andriamanitra tsy misy ilana azy"
|
|
|
|
# famorian-drano
|
|
|
|
"lavaka lalina fitehirizana rano"
|