433 B
433 B
Mihovitrovitra ny lanitra noho izany! Aoka ho tohina sy hihorohoro
Ilay miteny dia nitodika ary niresaka tamin'ny lanitra toy ny hoe olona.
nahafoy ny loharano
DH: "nahafoy ahy, ny loharanon'izy ireo"
nihady famorian-drano ho an'ny tenan'izy ireo
Ireo sampy dia nampitahaina tamin'ny famorian-drano efa simba. DH: "nivavaka tamin'ireo andriamanitra tsy misy ilana azy"
famorian-drano
"lavaka lalina fitehirizana rano"