plt_tn/jer/02/04.md

772 B

fianakavian'i Jakoba sy ry fianakavian'Israely rehetra

Ireo fehezateny roa ireo dia mitovy ny heviny ary natambatra mba ho fanamafisana. DH: "ianareo taranak'i Jakoba rehetra"

Inona no olan'ny razambenareo Amiko, no niala lavitra tamin'ny fanarahana Ahy izy ireo? ka lasa nanaraka sampy tsy misy dikany sy lasa tsy misy dikany izy ireo?

DH: "Tsy nanao ratsy tamin'ireo razambenareo Aho, koa nanafintohina Ahy izy ireo tamin'ny tsy fankatoavana Ahy ary nanomboka nanompo ireo andriamanin-kafa tsy misy dikany.

Aiza i Yaveh, izay nitondra anay ... Egypta? Aiza i Yaveh, izay nitarika anay ... mitoetra?

"Isika dia tokony hianatra izay tian'i Yaveh ho ataontsika. Izy ilay tokana nitondra antsika ... Egypta, ary Izy ilay tokanaizay nitarika antsika ... mitoetra?