# fianakavian'i Jakoba sy ry fianakavian'Israely rehetra Ireo fehezateny roa ireo dia mitovy ny heviny ary natambatra mba ho fanamafisana. DH: "ianareo taranak'i Jakoba rehetra" # Inona no olan'ny razambenareo Amiko, no niala lavitra tamin'ny fanarahana Ahy izy ireo? ka lasa nanaraka sampy tsy misy dikany sy lasa tsy misy dikany izy ireo? DH: "Tsy nanao ratsy tamin'ireo razambenareo Aho, koa nanafintohina Ahy izy ireo tamin'ny tsy fankatoavana Ahy ary nanomboka nanompo ireo andriamanin-kafa tsy misy dikany. # Aiza i Yaveh, izay nitondra anay ... Egypta? Aiza i Yaveh, izay nitarika anay ... mitoetra? "Isika dia tokony hianatra izay tian'i Yaveh ho ataontsika. Izy ilay tokana nitondra antsika ... Egypta, ary Izy ilay tokanaizay nitarika antsika ... mitoetra?