plt_tn/jer/02/01.md

601 B

Tonga tamiko ny tenin'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1.

tamiko

tamin'i Jeremia

Mandehana ary manambarà amin'i Jerosalema

DH: "Mandehana ary miresaha amin'ny olona ao Jerosalema"

Nahatsiaro ny anaranao

"ho an'ny tombotsoanao"

tamin'ny fotoana nivadiantsika

"rehefa nifanaiky voalohany isika fa hivady," rehefa nitia azy ireo Israelita ary tsy nivadika taminy

ilay tany izay tsy namafazana

DH: "ilay tany izay tsy nisy namafy" na "ilay tany izay tsy misy sakafo novolena"

izany no fanambaran'i Yaveh."'

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.