# Tonga tamiko ny tenin'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1. # tamiko tamin'i Jeremia # Mandehana ary manambarà amin'i Jerosalema DH: "Mandehana ary miresaha amin'ny olona ao Jerosalema" # Nahatsiaro ny anaranao "ho an'ny tombotsoanao" # tamin'ny fotoana nivadiantsika "rehefa nifanaiky voalohany isika fa hivady," rehefa nitia azy ireo Israelita ary tsy nivadika taminy # ilay tany izay tsy namafazana DH: "ilay tany izay tsy nisy namafy" na "ilay tany izay tsy misy sakafo novolena" # izany no fanambaran'i Yaveh."' Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.