12 lines
567 B
Markdown
12 lines
567 B
Markdown
# Nanome lalana an'i Benjamina ireo olon'Israely, satria nahatoky ireo olona... tany ivelan'i Gibea izy ireo
|
|
|
|
Manomboka eto amin'ity fehezanteny ity ka hatrany amin'ny faran'ny andininy faha 41 dia fampahafantarana fototra nampidirin'ny mpanoratra mba hanazavana amin'ny mpamaky ny fomba nandresen'ny mpiafina ireo Benjamita.
|
|
|
|
# Nanome lalana an'i Benjamina
|
|
|
|
Izany fomba fiteny izany dia midika fa nanao fanahy iniana nihataka izy ireo. DH: "namela an'i Benjamina handroso"
|
|
|
|
# nahatoky ireo olona
|
|
|
|
Izany fomba fiteny izany dia midika fa nahatoky ireo olony izy ireo.
|