# Nanome lalana an'i Benjamina ireo olon'Israely, satria nahatoky ireo olona... tany ivelan'i Gibea izy ireo Manomboka eto amin'ity fehezanteny ity ka hatrany amin'ny faran'ny andininy faha 41 dia fampahafantarana fototra nampidirin'ny mpanoratra mba hanazavana amin'ny mpamaky ny fomba nandresen'ny mpiafina ireo Benjamita. # Nanome lalana an'i Benjamina Izany fomba fiteny izany dia midika fa nanao fanahy iniana nihataka izy ireo. DH: "namela an'i Benjamina handroso" # nahatoky ireo olona Izany fomba fiteny izany dia midika fa nahatoky ireo olony izy ireo.