plt_tn/jdg/20/34.md

321 B

iray alina

"10.000"

lehilahy voafantina

Izany fomba fiteny izany dia midika fa miaramila miavaka ireo. DH: "miaramila voaofana tsara"

nananontanona azy ireo ny loza

Eto ny loza izay efa antomotra dia resahina toy ny hoe efa mitsangana eo akaikin'izy ireo izany. DH: "tsy ho ela dia ho resy tanteraka izy ireo"