# iray alina "10.000" # lehilahy voafantina Izany fomba fiteny izany dia midika fa miaramila miavaka ireo. DH: "miaramila voaofana tsara" # nananontanona azy ireo ny loza Eto ny loza izay efa antomotra dia resahina toy ny hoe efa mitsangana eo akaikin'izy ireo izany. DH: "tsy ho ela dia ho resy tanteraka izy ireo"