plt_tn/jdg/20/27.md

636 B

satria tany ny fiaran'ny faneken'Andriamanitra... nanompo teo anatrehan'ny fiara... tamin'izany andro izany

Izany fampahafantarana amin'ny ankapobeny izany dia nampidirin'ny mpanorana mba hanampiana ny mpamaky hahazo ny fomba nangatahan'ny vahoaka valiny tamin'i Yaveh.

tany... tamin'izany andro izany

"tany Betela... tamin'izany andro izany"

nanompo teo anatrehan'ny fiara

Ny dika fenon'izany andian-teny izany dia azo adika tahaka izao. DH: "nanompo amin'ny maha mpisorona azy teo analoan'ny fiaran'ny fanekena"

Tafiho

Ny dika fenon'izany andian-teny izany dia azo adika tahaka izao. DH: "Tafiho ny tafik'i Benjamina"