plt_tn/jdg/20/27.md

16 lines
636 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# satria tany ny fiaran'ny faneken'Andriamanitra... nanompo teo anatrehan'ny fiara... tamin'izany andro izany
Izany fampahafantarana amin'ny ankapobeny izany dia nampidirin'ny mpanorana mba hanampiana ny mpamaky hahazo ny fomba nangatahan'ny vahoaka valiny tamin'i Yaveh.
# tany... tamin'izany andro izany
"tany Betela... tamin'izany andro izany"
# nanompo teo anatrehan'ny fiara
Ny dika fenon'izany andian-teny izany dia azo adika tahaka izao. DH: "nanompo amin'ny maha mpisorona azy teo analoan'ny fiaran'ny fanekena"
# Tafiho
Ny dika fenon'izany andian-teny izany dia azo adika tahaka izao. DH: "Tafiho ny tafik'i Benjamina"