plt_tn/jdg/19/29.md

669 B

isam-pamavanin-taolana

"isan-dratsam-batana" Nampiasa izany fanoritsoritana an-tsary izany ny mpitantara mba hanasongadinany izay nataon'ilay Levita sy mba hanehoany ny fomba fitetik'ilay Levita ny vatan'ilay vehivavy. "Ratsam-batana" dia ilazana ny sandry sy ny fe. Raha tsy misy andian-teny mitovitovy amin'izany amin'ny fiteninao, dia azonao atao ny tsy mandika izany.

roa ambin'ny folo tetika

"12 tetika"

nampitondra izany nanerana ny Israely rehetra

Midika izany fa nampitondra ireo tetika samihafa tany amin'ny toerana roa ambin'ny folo samihafa tao Israely izy. DH: "nampitondra tetika iray avy tany amin'ireo toerana samihafa nanerana an'i Israely"