plt_tn/jdg/19/29.md

12 lines
669 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# isam-pamavanin-taolana
"isan-dratsam-batana" Nampiasa izany fanoritsoritana an-tsary izany ny mpitantara mba hanasongadinany izay nataon'ilay Levita sy mba hanehoany ny fomba fitetik'ilay Levita ny vatan'ilay vehivavy. "Ratsam-batana" dia ilazana ny sandry sy ny fe. Raha tsy misy andian-teny mitovitovy amin'izany amin'ny fiteninao, dia azonao atao ny tsy mandika izany.
# roa ambin'ny folo tetika
"12 tetika"
# nampitondra izany nanerana ny Israely rehetra
Midika izany fa nampitondra ireo tetika samihafa tany amin'ny toerana roa ambin'ny folo samihafa tao Israely izy. DH: "nampitondra tetika iray avy tany amin'ireo toerana samihafa nanerana an'i Israely"