plt_tn/jdg/19/22.md

8 lines
306 B
Markdown

# nampifaly ny fony izy ireo
Ny andian-teny hoe "nampifaly ny fony" dia fomba fiteny izay midika hoe mifaly miaraka amin'ny olon-kafa. DH: "niara-nifaly izy ireo" (UDB) na "nampifaly ny tenany izy ireo"
# lehilahy maromaro ... nanodidina ny trano
Lehilahy maromaro ... nijoro tamin'ireo lafin'ny trano.