# nampifaly ny fony izy ireo Ny andian-teny hoe "nampifaly ny fony" dia fomba fiteny izay midika hoe mifaly miaraka amin'ny olon-kafa. DH: "niara-nifaly izy ireo" (UDB) na "nampifaly ny tenany izy ireo" # lehilahy maromaro ... nanodidina ny trano Lehilahy maromaro ... nijoro tamin'ireo lafin'ny trano.