plt_tn/jdg/19/03.md

328 B

Niaraka taminy ny mpanompony, sy ny ampondra anankiroa

"Nentiny nanaraka azy ny mpanompony sy ny ampondra anankiroa"

Ny rafozan-dahiny, ilay rain'ilay zazavavy, dia nandresy lahatra

"Ilay rain'ilay zazavavy, dia nandresy lahatra"

nandresy lahatra azy mba hijanona

"niresaka taminy ny mba hanapahany hevitra hijanona"