# Niaraka taminy ny mpanompony, sy ny ampondra anankiroa "Nentiny nanaraka azy ny mpanompony sy ny ampondra anankiroa" # Ny rafozan-dahiny, ilay rain'ilay zazavavy, dia nandresy lahatra "Ilay rain'ilay zazavavy, dia nandresy lahatra" # nandresy lahatra azy mba hijanona "niresaka taminy ny mba hanapahany hevitra hijanona"