plt_tn/jdg/18/27.md

20 lines
705 B
Markdown

# izay nataon'i Mika
Tsy i Mika no nanamboatra ireo andriamanitra, fa ireo mpanao asa tanana. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "ireo zavatra izay namboarina ho an'i Mika" na "ireo fananan'i Mika"
# Laisy
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 18:7 izany.
# tamin'ny sabatra
"tamin'ny sabatr'izy ireo." Eto ny hoe "ny sabatra" dia ireo sabatra sy fitaovam-piadiana hafa nampiasain'ny miaramila tamin'ny ady.
# tsy nanana fifandraisana tamin'iza na iza izy ireo
Midika izany fa nonina lavitra ny tanàna hafa izy ireo ary nitoka-monina niataka tamin'ny vahoaka hafa.Jereo ao amin'ny 18:7 ny fomba nandikanao izany andian-teny izany.
# Beti-rehoba
Anarana tanàn-dehibe izany.