# izay nataon'i Mika Tsy i Mika no nanamboatra ireo andriamanitra, fa ireo mpanao asa tanana. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "ireo zavatra izay namboarina ho an'i Mika" na "ireo fananan'i Mika" # Laisy Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 18:7 izany. # tamin'ny sabatra "tamin'ny sabatr'izy ireo." Eto ny hoe "ny sabatra" dia ireo sabatra sy fitaovam-piadiana hafa nampiasain'ny miaramila tamin'ny ady. # tsy nanana fifandraisana tamin'iza na iza izy ireo Midika izany fa nonina lavitra ny tanàna hafa izy ireo ary nitoka-monina niataka tamin'ny vahoaka hafa.Jereo ao amin'ny 18:7 ny fomba nandikanao izany andian-teny izany. # Beti-rehoba Anarana tanàn-dehibe izany.