plt_tn/jdg/18/21.md

1.1 KiB

Nataon'izy ireo teo alohany ireo zaza madinika

Toy izany no nataon'izy ireo mba hiarovany ireo zanany. Ka raha manafika azy ireo Mika sy ny vahoakany dia ireo mpiady no ho voa voalohany fa tsy ireo ankizy. DH: "Nataon'izy ireo teo alohany ireo zaza madinika mba hiarovana azy ireo"

lavitra tsara

"lavitra." Izany dia ilazana ny halavirana kely misy nefa kosa ampy heverina fa nandroso tamin'ny diany izy ireo.

niara-nantsoina ireo lehilahy izay tao amin'ireo trano akaikin'ny tranon'i Mika

Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "niara-nantsoiny ireo lehilahy izay tao amin'ireo trano izay teo akaikin'ny tranoy"

tratra niaraka tamin'ireo Danita izy ireo

Izany dia midika fa niara-nandositra izy ireo. Azo adika mazava kokoa tahaka izao izany

nitodika izy ireo

"niherikerika ireo Danita"

Nahoana ianareo no niara-nantsoina

Fibedesana izany fanontaniana izany. Azo avadika ho fenezanteny tsotra ihany koa izany. DH: ''Tsy tokony niara-niantsoinareo mba hanenjika anay ireo lehilahinareo."

niara-nantsoina

Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH : "niantso ireo lehilahy niaraka"