28 lines
1.1 KiB
Markdown
28 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# Nataon'izy ireo teo alohany ireo zaza madinika
|
||
|
|
||
|
Toy izany no nataon'izy ireo mba hiarovany ireo zanany. Ka raha manafika azy ireo Mika sy ny vahoakany dia ireo mpiady no ho voa voalohany fa tsy ireo ankizy. DH: "Nataon'izy ireo teo alohany ireo zaza madinika mba hiarovana azy ireo"
|
||
|
|
||
|
# lavitra tsara
|
||
|
|
||
|
"lavitra." Izany dia ilazana ny halavirana kely misy nefa kosa ampy heverina fa nandroso tamin'ny diany izy ireo.
|
||
|
|
||
|
# niara-nantsoina ireo lehilahy izay tao amin'ireo trano akaikin'ny tranon'i Mika
|
||
|
|
||
|
Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "niara-nantsoiny ireo lehilahy izay tao amin'ireo trano izay teo akaikin'ny tranoy"
|
||
|
|
||
|
# tratra niaraka tamin'ireo Danita izy ireo
|
||
|
|
||
|
Izany dia midika fa niara-nandositra izy ireo. Azo adika mazava kokoa tahaka izao izany
|
||
|
|
||
|
# nitodika izy ireo
|
||
|
|
||
|
"niherikerika ireo Danita"
|
||
|
|
||
|
# Nahoana ianareo no niara-nantsoina
|
||
|
|
||
|
Fibedesana izany fanontaniana izany. Azo avadika ho fenezanteny tsotra ihany koa izany. DH: ''Tsy tokony niara-niantsoinareo mba hanenjika anay ireo lehilahinareo."
|
||
|
|
||
|
# niara-nantsoina
|
||
|
|
||
|
Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH : "niantso ireo lehilahy niaraka"
|