plt_tn/jdg/18/09.md

847 B

Tsy hanao na inona na inona ve ianareo?

Izany fanontaniana fampisainana izany dia napetraka tam-panesoana ary midika fa tokony hanao izay mifanohitra amin'izany izy ireo. Azo avadika ho fehezanteny ihany koa izany fanontaniana izany. DH: "Tokony hihetsika amin'izay ianareo!"

Aza mitaredretra hanafika

Ny teny hoe "aza" sy "mitaredretra" dia manasongadina fa tokony hanafika aingana izy ireo. DH: "Fangàna hanafika!"

midadasika ilay tany

"lehibe ilay tany." Fanoritsoritana ny halehiben'ilay tany izany.

izay tsy ory na inona na inona ao amin'ilay tany

Mampiasa filaza-masaka, sy fanitarana ireo lehilahy, mba hanasongadinana fa tena maha te honina ilay toerana. DH: "any amin'izay hahitantsika izay rehetra ilaintsika"

izay tsy ahitana tsy fahampiana

Manasongadina ny hatsaran'ilay toerana izany. DH: "misy ny zava-drehetra''