# Tsy hanao na inona na inona ve ianareo? Izany fanontaniana fampisainana izany dia napetraka tam-panesoana ary midika fa tokony hanao izay mifanohitra amin'izany izy ireo. Azo avadika ho fehezanteny ihany koa izany fanontaniana izany. DH: "Tokony hihetsika amin'izay ianareo!" # Aza mitaredretra hanafika Ny teny hoe "aza" sy "mitaredretra" dia manasongadina fa tokony hanafika aingana izy ireo. DH: "Fangàna hanafika!" # midadasika ilay tany "lehibe ilay tany." Fanoritsoritana ny halehiben'ilay tany izany. # izay tsy ory na inona na inona ao amin'ilay tany Mampiasa filaza-masaka, sy fanitarana ireo lehilahy, mba hanasongadinana fa tena maha te honina ilay toerana. DH: "any amin'izay hahitantsika izay rehetra ilaintsika" # izay tsy ahitana tsy fahampiana Manasongadina ny hatsaran'ilay toerana izany. DH: "misy ny zava-drehetra''