16 lines
807 B
Markdown
16 lines
807 B
Markdown
# ho ray sy ho mpisorona
|
|
|
|
Ny teny hoe "ray" eto dia midika hoe mpanolo-tsaina, fa tsy araka ny heviny ara-bakiteny akory. DH: "ho mpanolo-tsaina sy ho mpisorona"
|
|
|
|
# akanjo fitafy
|
|
|
|
"akanjo voatokana." Azony isan-taona izany. Azo ampiana ny teny tsy ampy. DH: "akanjo fitafy isan-taona"
|
|
|
|
# Koa dia niditra tao an-tranony ilay Levita
|
|
|
|
Midika izany fa nanaiky ny fanomezan'i Mika ilay Levita, ary noho izany, dia niditra tao an-tranony izy. DH: "Koa dia nanaiky ny fanomezany ilay Levita ary niditra tao an-tranony"
|
|
|
|
# ho an'i Mika dia tonga tahaka ny iray amin'ireo zanany lahy ilay tovolahy
|
|
|
|
Ny fifandraisana nisy teo amin'ilay Levita sy Mika dia tonga fifandraisana akaiky tahaka ny eo amin'ny ray sy ny zanaka. DH: "Lasa nifankahazo am-po tamin'i Mika ilay tovolahy ary tahaka ny iray amin'ireo zanany izy"
|