plt_tn/jdg/17/01.md

16 lines
347 B
Markdown

# Nisy lehilahy iray
Fomba hampahafantarana olona vaovao iray ao amin'ny fizotry ny tantara izany.
# Mika
Anaran-dehilahy izany. Tsy ilay lehilahy nanoratra ny bokin'i Mika akory izany.
# izay nalaina taminao
Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "izay nalain'ny olona taminao"
# Izaho no nangalatra izany
"Izaho no naka izany"