plt_tn/jdg/16/28.md

517 B

Niantso an'i Yaveh

"nivavaka tamin'i Yaveh"

tsarovy aho

Midika izany hoe mahatsiaro azy amin'ny tranga mahazo azy. DH: ''aza adino aho"

amin'ity indray mitoraka ity ihany

"indray mandeha farany"

indray mandeha ireo Filistina

Izany fomba fiteny izany dia midika fa te hanafika mafy indray mandeha ireo Filistina izy mba hamaliany faty tanteraka azy ireo ny amin'ny nataon'izy ireo taminy. DH: "mamely indray mandeha ireo Filistina" na "

izay nanohana ny trano lehibe

"izay nihazona ny trano lehibe"