plt_tn/jdg/16/28.md

20 lines
517 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Niantso an'i Yaveh
"nivavaka tamin'i Yaveh"
# tsarovy aho
Midika izany hoe mahatsiaro azy amin'ny tranga mahazo azy. DH: ''aza adino aho"
# amin'ity indray mitoraka ity ihany
"indray mandeha farany"
# indray mandeha ireo Filistina
Izany fomba fiteny izany dia midika fa te hanafika mafy indray mandeha ireo Filistina izy mba hamaliany faty tanteraka azy ireo ny amin'ny nataon'izy ireo taminy. DH: "mamely indray mandeha ireo Filistina" na "
# izay nanohana ny trano lehibe
"izay nihazona ny trano lehibe"