plt_tn/jdg/16/04.md

20 lines
469 B
Markdown

# an-dohasahan'i Soreka
Izany dia anarana lohasaha akaikin'ny tranon'i Samsona.
# Fitaho
Mamitaka na manadala olona mba hanaovany zavatra izay tsy hiriany atao.
# mba hahitana
Izany dia fomba fiteny midika hoe hahafantarana. DH: "hahatakarana" na "hahafantarana"
# izay misy ny tanjany lehibe
Izany dia fomba fiteny ilazana ny nihavian'ny tanjany. DH: "Inona no mahatonga azy matanjaka dia matanjaka"
# ny fomba handresenay azy
"ny fomba mety handresenay azy"