plt_tn/jdg/16/04.md

469 B

an-dohasahan'i Soreka

Izany dia anarana lohasaha akaikin'ny tranon'i Samsona.

Fitaho

Mamitaka na manadala olona mba hanaovany zavatra izay tsy hiriany atao.

mba hahitana

Izany dia fomba fiteny midika hoe hahafantarana. DH: "hahatakarana" na "hahafantarana"

izay misy ny tanjany lehibe

Izany dia fomba fiteny ilazana ny nihavian'ny tanjany. DH: "Inona no mahatonga azy matanjaka dia matanjaka"

ny fomba handresenay azy

"ny fomba mety handresenay azy"