plt_tn/jdg/15/17.md

20 lines
951 B
Markdown

# Ramata Lehy
Anaran-toerana izay midika hoe "Havoana Valanorano" izany
# Nangetaheta mafy
"nila rano ho sotroina"
# Kanefa ankehitriny kosa moa ve ho fatin'ny hetaheta aho ka ho lavo
Ny mety ho heviny 1) Mangetaheta mafy Samsona ka mety ho faty izy. DH: "Kanefa ankehitriny kosa dia ho fatin'ny hetaheta aho ary lavo ny vatako" 2) Nohon'ny hetahetan'i Samsona dia nanontany tena izy sao dia ho fatin'ny hetaheta. DH: "Kanefa ankehitriny kosa moa ve ianao hamela ahy ho reraka mafin'ny hetaheta ka ho lavo aho"
# ho fatin'ny hetaheta
Izany dia midika hoe maty satria tsy nisotro rano ianao ary noho izany, dia tsy ampy ny rano ny vatanao.
# ho lavo eo an-tanan'ireo izay tsy voafora
Ny andian-teny hoe "lavo eo an-tanan-" dia midika hoe voasambotra. "Ireo izay tsy voafora" dia ilazana ireo Filistina ary ny hoe "tsy voafora" dia hanasongadinana fa tsy manompo an'i Yaveh izy ireo. DH: "ho voasambotr'ireo Filistina tsy manana andriamanitra"