plt_tn/jdg/15/17.md

951 B

Ramata Lehy

Anaran-toerana izay midika hoe "Havoana Valanorano" izany

Nangetaheta mafy

"nila rano ho sotroina"

Kanefa ankehitriny kosa moa ve ho fatin'ny hetaheta aho ka ho lavo

Ny mety ho heviny 1) Mangetaheta mafy Samsona ka mety ho faty izy. DH: "Kanefa ankehitriny kosa dia ho fatin'ny hetaheta aho ary lavo ny vatako" 2) Nohon'ny hetahetan'i Samsona dia nanontany tena izy sao dia ho fatin'ny hetaheta. DH: "Kanefa ankehitriny kosa moa ve ianao hamela ahy ho reraka mafin'ny hetaheta ka ho lavo aho"

ho fatin'ny hetaheta

Izany dia midika hoe maty satria tsy nisotro rano ianao ary noho izany, dia tsy ampy ny rano ny vatanao.

ho lavo eo an-tanan'ireo izay tsy voafora

Ny andian-teny hoe "lavo eo an-tanan-" dia midika hoe voasambotra. "Ireo izay tsy voafora" dia ilazana ireo Filistina ary ny hoe "tsy voafora" dia hanasongadinana fa tsy manompo an'i Yaveh izy ireo. DH: "ho voasambotr'ireo Filistina tsy manana andriamanitra"