16 lines
811 B
Markdown
16 lines
811 B
Markdown
# olon'i Joda telo arivo
|
|
|
|
"olon'i Joda 3.000"
|
|
|
|
# lava-baton'ny hantsan'i Etama
|
|
|
|
Adikao tahaka ny nandikano azy ao amin'ny 15:7 izany anrana izany.
|
|
|
|
# Moa ve ianao tsy mahafantatra fa ireo Filistina no mpanapaka eo amintsika? Inona izao nataonao taminay izao?
|
|
|
|
Nametraka izany fanontaniana izany tamin'i Samsona ireo lehilahin'i Joda mba hibedesana azy. Azo atao fehezanteny tsotra ihany koa izany fanontaniana izany. DH: "Fantatrao fa ireo Filistina no mpanapaka eo amintsika nefa ianao mihevitra azy ireo tsy toy izany. Nitera-doza taminay ny nataonao."
|
|
|
|
# Izay nataon'izy ireo tamiko, dia toy izany ihany koa no nataoko tamin'izy ireo
|
|
|
|
Nambaran'i Samsona fa satria namono ny vadiny izy ireo dia novonoiny mba ho valy fatiny kosa izy ireo. DH: "Novonoin'izy ireo ny vadiko, noho izany dia novonoiko izy ireo."
|