plt_tn/jdg/15/11.md

811 B

olon'i Joda telo arivo

"olon'i Joda 3.000"

lava-baton'ny hantsan'i Etama

Adikao tahaka ny nandikano azy ao amin'ny 15:7 izany anrana izany.

Moa ve ianao tsy mahafantatra fa ireo Filistina no mpanapaka eo amintsika? Inona izao nataonao taminay izao?

Nametraka izany fanontaniana izany tamin'i Samsona ireo lehilahin'i Joda mba hibedesana azy. Azo atao fehezanteny tsotra ihany koa izany fanontaniana izany. DH: "Fantatrao fa ireo Filistina no mpanapaka eo amintsika nefa ianao mihevitra azy ireo tsy toy izany. Nitera-doza taminay ny nataonao."

Izay nataon'izy ireo tamiko, dia toy izany ihany koa no nataoko tamin'izy ireo

Nambaran'i Samsona fa satria namono ny vadiny izy ireo dia novonoiny mba ho valy fatiny kosa izy ireo. DH: "Novonoin'izy ireo ny vadiko, noho izany dia novonoiko izy ireo."