plt_tn/jdg/15/07.md

677 B

nanao tamin'izy ireo hoe

"nanao tamin'ireo Filistina hoe"

Raha izany no ataonareo

"satria nanao izao ianareo"

notapatapahiny... ny valahany sy fen'izy ireo

Eto ny hoe "valahina sy fe" dia ilazana ny vatana manontolo. Izany no fanoritsoritana an-tsary ny namonoan'i Samsona ireo Filistina. DH: "Norasarasainy ny vatan'izy ireo"

nidina izy

Eto ny ny teny hoe "nidina" dia tsy midika loatra hoe midina amin'ny toerana iva, fa fomba iray hilazana olona iray mifindra toerana. DH: "lasa izy"

lava-bato

zohy anaty havoana na tendrombohitra

hantsana

toerana avo dia avo, haram-bato na tendrombohitra

Etama

Izany dia anarana haram-bato akaikin'i Jerosalema.