plt_tn/jdg/15/07.md

28 lines
677 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nanao tamin'izy ireo hoe
"nanao tamin'ireo Filistina hoe"
# Raha izany no ataonareo
"satria nanao izao ianareo"
# notapatapahiny... ny valahany sy fen'izy ireo
Eto ny hoe "valahina sy fe" dia ilazana ny vatana manontolo. Izany no fanoritsoritana an-tsary ny namonoan'i Samsona ireo Filistina. DH: "Norasarasainy ny vatan'izy ireo"
# nidina izy
Eto ny ny teny hoe "nidina" dia tsy midika loatra hoe midina amin'ny toerana iva, fa fomba iray hilazana olona iray mifindra toerana. DH: "lasa izy"
# lava-bato
zohy anaty havoana na tendrombohitra
# hantsana
toerana avo dia avo, haram-bato na tendrombohitra
# Etama
Izany dia anarana haram-bato akaikin'i Jerosalema.