plt_tn/jdg/15/03.md

731 B

tsy hanan-tsiny eo imason'ireo Filistina aho raha manao izay mampalahelo azy ireo

Mihevitra i Samsona fa tsy hanan-tsiny izy raha manafika an'ireo Filistina satria nandiso azy izy ireo. Azo adika mazava kokoa izany. DH: "Tsy hanan-tsiny aho raha manao izay mampalahelo azy ireo satria efa nandiso ahy izy ireo"

amboahaolo telonjato

"amboahaolo 300"

amboahaolo

Ny amboahaolo dia tahaka ny amboa izay manana rambo lava ary mihinana vorona sy biby madinika samy hafa.

tsiroaroa

zavatra roa miaraka, toy ny amboahaolo roa

isan-drambony

"tamin'ny rambony"

fanilo

Ny fanilo dia hazo lavalava misy zavatra fandrehitra miraikitra eo amin'ny tendrony, ny fanilo dia ampiasaina hitsilovana zavatra na entina hanazava.