plt_tn/jdg/15/03.md

24 lines
731 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tsy hanan-tsiny eo imason'ireo Filistina aho raha manao izay mampalahelo azy ireo
Mihevitra i Samsona fa tsy hanan-tsiny izy raha manafika an'ireo Filistina satria nandiso azy izy ireo. Azo adika mazava kokoa izany. DH: "Tsy hanan-tsiny aho raha manao izay mampalahelo azy ireo satria efa nandiso ahy izy ireo"
# amboahaolo telonjato
"amboahaolo 300"
# amboahaolo
Ny amboahaolo dia tahaka ny amboa izay manana rambo lava ary mihinana vorona sy biby madinika samy hafa.
# tsiroaroa
zavatra roa miaraka, toy ny amboahaolo roa
# isan-drambony
"tamin'ny rambony"
# fanilo
Ny fanilo dia hazo lavalava misy zavatra fandrehitra miraikitra eo amin'ny tendrony, ny fanilo dia ampiasaina hitsilovana zavatra na entina hanazava.